Entry | kimosamosa (mosamosa) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | (tovona ki sy fototeny miverina mosa) mosalahy, kinanga, kitoatoa, sao sendra mba mety na sendra mahavoa; atao tsirambina: Aza atao kimosamosa ny fambolem-bary fa io ny fototry ny aina [1.10] | |
Jereo mosalahy [1.1] | ||
Explanations in French | Comme mosalahy [1.3] | |
Updated on 2024/02/27 |