Entry | 1 mahia |
Root | 2 hia |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tsy mahazo nofo, manify kely, tsy mba nofosana: Mahia erỳ Rakoto hatramin' ny naharariany farany tao tsy matavy, tsy misy taviny na menaka: Mahia ny hena novidinao |
Explanations in English |
5 [1.7] thin; meagre |
Explanations in French |
6 [1.8] maigre, décharné |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Antonyms | 11 matavy |
Analogs | 12 kaozatra, kaozatina, kangoaza, tsy velon-komana, tsingoahina, raiki-tapisaka, rangirangy, mandràka, kaoka, miripika, mirepika, marani-taolana, taolantaolanina, ranga, nipoaka, mitrakitraky, mitranitrany, mitrikatrika, be rangomaina, kinaoly, sakohaza, ohatra ny takatra, ohatra ny sorohitra, ohatra ny horona, kanty velona |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mahia |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |