Entry kaoka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Lempona aty, lesoka aty
Keoka [1.1]
 [ keoka ] Miendrika lovia [1.13]
Explanations in English Hollow, concave [1.7]
Explanations in French Creux, concave [1.8]
 [ keoka ] Concave [1.13]
Derivatives 
Analogs  lempona

Entry kaoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Sombin-kanina miraikitra amin' ny vody vilany
Izay sisa rehetra tafajanona ao anaty fitoeran-javatra: Kaokam-paosy iny ariary folo iny [1.1]

Entry kaoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Hazo madinidinika izay azo tenomina ho lamba ny kirany [1.1]
Explanations in French  [Tanala] (au sens général kaoka : action de râcler ; allusion au mode de préparation des fibres qui doivent être teillées). Hibiscus surattensis L. (Malvaceae) (réf. Cours 1565). Arbuste dont l'écorce fournit de bonnes fibres, employées en corderie et pour faire des sacs. [1.196]
Scientific name Hibiscus surattensis
Vocabulary 

Entry kaoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fikikisana miandalana ny nofon'ny tany ataon'ny rivotra, ny rano, ny hafanana, ny hatsiaka [1.13]
Explanations in French érosion [1.13]
Vocabulary 

Entry kaoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika zavatra boribory kely amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny amonia na pnemonia [1.1]
Vocabulary 
Origin French: coque.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31