|
|
|
|

Entry1  ilay mahia miankin-drindrina
Elementary words  2 ilay, 3 mahia, 4 miankina, 5 rindrina
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 Ankamantatra ilazana ny sahafa; fampanonona fanaon'ny ankizy ka ny valiny dia hoe sahafa (noho ny maha-fisaka ny sahafa no ilazana azy ho mahia) [1.1]

Updated on 2025/09/12