|
|
|
|

Entry1  karandoha
Elementary words  2  karana, loha
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha sady miaro azy [1.1]
5  fitambaran'ny taolan-doha [1.13]
Explanations in English  6  a skull [1.7]
Explanations in French  7  crâne [1.8, 1.13]
Examples  8  Kanefa vitsy ny karandoha sisa tavela ahazoa-mamantatra izany. [2.285#]
9  Ny taolan'ny karandoha dia mbola tsy mifotona tanteraka eo amin'io toerana io. [2.424#]
Vocabulary  10  Biology
Compound words 
Phytonyms 

Updated on 2023/07/31