Entry | karàna | |||
Part of speech | adjective | |||
Malagasy definition | Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [Rajemisa 1985] | |||
French translation | habile, rusé, roué [Abinal 1888] | |||
Compound words, titles, names |
| |||
Entry | karana | |||
Part of speech | noun | |||
Malagasy definition | (fihasimban' ny hoe harana).
¶ Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [Rajemisa 1985] | |||
Vocabulary | Biology | |||
Synonyms | rikarikan-taolana | |||
Entry | karana | |||
Part of speech | noun | |||
Malagasy definition | ¶ karana jeôdezika: fitambaran'ny teboka voafaritra ara-pangitra iankinan'ny fanaovana sarintany [SLP 1986] | |||
French translation | armature, canevas ¶ karana jeôdezika: canevas géodésique ¶ karana voatery: armature de compression. [SLP 1986] | |||
Analogues | karandoha ~ karan-draha | |||
Entry | karaña | |||
Part of speech | noun | |||
French translation | [Tankarana] brisants. (rìva). [David 1952 (takila P)] | |||
Vocabulary | Geography: (in general) ~ Navigation | |||
Entry | karàna | |||
Part of speech | adjective | |||
Malagasy definition | Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karma raha misakafo [Rajemisa 1985] | |||
Entry | Karàna | |||
Part of speech | name (anthroponym) | |||
Malagasy definition | Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [Rajemisa 1985] | |||
English translation | an East Indian or Pakistanese [Hallanger 1973] | |||
French translation | Indien ou Pakistanais [Hallanger 1974] | |||
Indien, Hindou [SLP 1986] | ||||
Vocabulary | History | |||
Entry | Karàna | |||
Part of speech | name (biblical) | |||
English translation | Cheran [Baiboly] | |||
French translation | Kerân [Baiboly] | |||
Vocabulary | Holy Scriptures | |||
Synonyms | Kerana | |||
Quotes | Chapters and verses mentioning Karàna | |||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |