Entry | kakabemaso | |
Elementary words | kaka ; be ; maso | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazana lolo lehibe izay misy soratra boribory toy ny maso eo amin' ny elany roa Anara-biby izay fanao fampitahorana fotsiny fa toa tsy misy akory. (Misy milaza koa hoe Kakabenify) [1.1] | |
Examples | Sao dia arahin'ny kakabemaso, hoy kosa Imanjavelo, Antandroy lahy.
[1.335] | |
Vocabulary | Zoology: invertebrates | |
Synonyms | kakabenify ~ lolompaty | |
Updated on 2023/12/11 |