Entry lolompaty (lolo, faty)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana lolo lehibebe izay maintimainty manopy mena ary misy pentna boribory lehibe mangamanga eo amin' ny ilany ambony toy ny maso roa makadiry, ka izany no nahatonga ny anarany koa hoe kakabemaso [1.1]
Vocabulary 
Synonyms kakabemaso

Anagrams 

Updated on 2020/07/31