Entry |
jadona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fijoroana mahitsy, tsy mihetsika Teny andidiana tsy maintsy arahina, tsy azo valiana: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona [1.1]
|
| Tomba fitondrana tsy refesi-mandidy ary tsy azo iadian-kevitra [1.13]
|
Explanations in English | Despotic authority [1.7]
|
Explanations in French | Despotisme [1.3, 1.8]
|
| Position droite, fixe Figuré: la raison du plus fort [1.3]
|
| Dictature [1.13]
|
Examples | izany no manao lenin-dahy ary manao jadona, ka tsy tia' ny Mpanjaka raha tsy teny ifanekena:
[2.48]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
jadona
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in English | Authoritarian [1.7]
|
Explanations in French | Despotique [1.8]
|
|
Entry |
jadoña
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Mpiambina andro na alina [1.78]
|
Synonyms | |
|
Entry |
jadona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Perpendiculaire [1.13]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Entry |
Jadòna
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Jadon [2.996]
|
Explanations in French | Yadôn [2.996]
|
Vocabulary |
Biblical quotes |
|