Entry mijadona (jadona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany [1.1]
 Manao zoro mahitsy [1.13]
Explanations in French être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide [1.3]
 Perpendiculaire [1.13]
Examples 
1fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza. [2.996]
2Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana; [2.245]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mijadona
Past : nijadona
Future : hijadona
Imperative : mijadòna
Compound words 

Entry mijadòna (jadona)
Part of speech imperative of active verb mijadona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/02/19