Entry manao jadona
Elementary words manao ; jadona
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manao teny tsy valiana; manao didy boraingona, manao teniko fe lehibe: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona [1.1]
Explanations in French Exercer le despotisme [1.3]

Updated on 2023/02/19