|
|
|
|

Entry1  izany
Root  2 iny
Part of speech  3  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  4 Enti-manondro zavatra na olona an' eritreritra fotsiny: Iza no nilaza izany vaovao izany taminao? / Tsy fantatro izany olona izany. Matetika koa anefa ny izany dia enti-milaza hevitra na teny vao nolazaina: Ny fotoana volamena, tsarovy mandrakariva izany teny izany, rankizy. [1.1]
Explanations in English  5 that, this, these, those. But not generally referring to things or people seen at the time of speaking [1.2]
6 that; those [1.7]
Explanations in French  7 ce, cet, cette
8 cela, celui-là, celle-là
9 voilà: Izany mihira izany ny ankizy (Voilà les enfants qui chantent) [1.3]
10 celui-là; ceux-là [1.8]
All compound words  11  32 combinations of that word
Quotes  12  Texts mentioning that word
Tables and plates  13  label='pns' run='pronouns?w=izany' />

Anagrams  izany, 14 izina, 15 ny azy

Updated on 2026/02/26