|
|
|
|

Entry1  fahizany
Elementary words  2 faha~, 3 izany
Part of speech  4  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  5 taloha ela, fahiny [1.1]
Examples  6  Tahatahaka izao no fanaovana ny Fehifehy fahizany. [2.245#]
7  Fahoriana mangidy tokoa ny manjo an-dry zareo fahizany. [1.437#]
8  Mbola fanjakana tokana i Danemarka sy Norvezy fahizany. [2.113#]
Synonyms  9 fahizay, fehizay

Updated on 2025/09/12