|
|
|
|

Entry1  henoy izany ry hazondamosina
Elementary words  2 henoy, 3 izany, 4 ry, 5 hazo, 6 lamosina
Part of speech  7  locution
Explanations in Malagasy  8 enti-milaza zavatra tsy tiana hohenoina ka ny hazondamosina -- misy tsilalaon-teny amin' ny vato aman-kazo izay tsy mandre na inona na inona -- no asaina mihaino azy fa tsy ny sofina [1.1#424]
[henoy izany ry hazondamosiko] 9 enti-milaza ny hodi-tsokatra tsy mandre akory ny havandra miraraka eo an-damosiny, ka ny heviny dia tsy firaharahana izay any ivoho any, na fanehoana tsy firaikana amin' ny teny na anatra atao; teny fanaon' ireo be marenina tsy mihaino anatra, sady fatra-paniratsira satria ny lamosiny no asainy mihaino [1.1#428]
Explanations in French  10 Littéralement "Écoute cela, ô colonne vertébrale" : rester insensible aux coups, aux reproches. [1.5]
Examples  11  Hodi-tsokatra nilatsahan-kavandra : henoy izany ry hazon-damosina [2.558]

Updated on 2025/10/11