Entry |
gaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanenon' ny vorombazaha na ny goaika. [1.1]
|
Explanations in English | The quacking of a duck. [1.2]
|
Explanations in French | Cri du canard, du corbeau [1.3]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Synonyms | |
|
Entry |
gaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Vola na tamby hafa omena olona mba hanao raharaha efa anakaramana azy ara-dalàna: Tsy nety nanao ilay raharaha Rabe raha tsy nomena gaka
[1.1]
|
|
Entry |
gaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fisotroana (rano) ka agorodana avy hatrany. [1.1]
|
Derivatives |
|
Entry |
gaka
|
Part of speech | Unspecified
|
Explanations in English | [Provincial]
For goka
[1.2]
|
|