Entry (1/2) | 1 fitsaihana |
Root | 2 tsaika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy 5 Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto [1.1] |
Entry (2/2) | 6 fitsaihana |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 fihaonan'ny tsiry lahy sy vavy hanome tsaika [1.13] |
Explanations in French |
9 fécondation [1.13] |
Vocabulary |
10 Biology |
Anagrams | 11 fahitsiana, fahitsiaña, fitsaihana, fitsiahana, ifitsahana |
Updated on 2023/01/20 |