Entry tsaika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zaza tsy ary fady [1.1]
 Zaza am-bohoka [1.13]
Explanations in French Foetus [1.13]
Vocabulary 

Entry tsaika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Provincial] Zaza [1.1]
 Ankizy [1.13]
Explanations in French Enfant [1.13]
Other spellings 

Entry tsaika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanjaitra lehibe izay nampiasain' ny teo aloha ary mbola ampiasain' ny olona eny ambanivohitra ankehitriny hanjairana tafo herana [1.1]

Entry tsaika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fakana tsy miera mangingina atao tsy fantatra, fandraisana na fitondrana an-tsokosoko dia lasa; fanatonana atao tsy re, moramora [1.1]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry tsaika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fifantenana atao amin' ny voan-javatra madinika toy ny vary; fanivanana izay voa tsara; fanesorana ny zavajavatra miaraka amin' ny voa, toy ny vato kely, fasika... [1.1]
Derivatives 
 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/05