Entry fitsaikana (tsaika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fifantenana ny voam-bary tsara: Raha ta hanana vokatra tsara, ny fitsaikana ny masomboly no tokony hatao tsara [1.1]

Entry fitsaikana (tsaika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy
Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto [1.1]
Synonyms fitsaihana

Anagrams 

Updated on 2020/07/31