Entry |
ahibahoaka
|
Elementary words | ahi- (ahitra) ; vahoaka |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anarana enti-milaza ny ravin' ny tsevoka na tenina izay anafoana trano [1.1]
|
Explanations in English | The name of a species of grass. [1.2]
|
Explanations in French | Les feuilles de glaïeul dont on couvre les cases [1.3]
|
| (de ahitra et
vahoaka = peuple). Plante de marécage indéterminée servant à faire des toitures de chaume sans grande solidité.
[1.196]
|
Examples | Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo
[2.131]
|
Vocabulary |
|