Entry (1/6) | 1 manina |
Root | 2 hanina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahatsiaro ny any lavitra ka malahelo te hahita, manembona: Manina ny any aminay aho izany [1.1] |
Explanations in English |
5 to long for, to regret; (instead of the passive verb, use mahamanina) [1.7] |
Explanations in French |
6 regretter, soupirer après (au lieu du passif on emploie mahamanina) [1.8] |
Examples |
7 manina ny tanindrazana aho izany! [2.470] 8 Mba finoana velona eo amin' ny mpiantsambo rehetra koa fa izay efa nandia ny fiainan-dranomasina, tsy maintsy manina mandrakariva ny fidoboky ny onja. [2.471] |
Vocabulary |
9 Emotions |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word manina |
Entry (2/6) | 18 manina |
Root | 19 ina |
Part of speech | 20 active verb |
Explanations in English |
21 to command, to direct, to govern, to conduct, to manage. Chiefly used in speaking of the affairs of the kingdom. [Provincial]
[1.2] |
Morphology |
|
Entry (3/6) | 26 manina |
Part of speech | 27 active verb |
Explanations in Malagasy |
28 manendry [Bara]
[1.78] |
Entry (4/6) | 29 manìna |
Root | 30 hanina |
Part of speech | 31 imperative of active verb manina |
Explanations in Malagasy |
32 [1.1] |
Tables and plates |
33 All the active imperatives |
Entry (5/6) | 34 maninà |
Root | 35 ina |
Part of speech | 36 imperative of active verb manina |
Explanations in Malagasy |
37 [1.1] |
Tables and plates |
38 All the active imperatives |
Entry (6/6) | 39 Manina |
Elementary words | 40 manina |
Part of speech | 41 name (short story title) |
Vocabulary |
42 Literature: short story |
Author |
43 Tselatra 44 Tselatra (Rajonah) |
Text |
45 - Veloma ihany, ry masoandro hilentika; masina, ry volana hisoka, fa ianareo no vaky andro tsinana alina ka mba hoperako hafatra amin-drahavana: lazao azy fa misento azy tsy hita aho ka manohoka aloka irery; ory havana hariva ka mivoady ny andro ho maraina. Laingo nosarahina aman-kazo aho, elatra nolaingosana amam-borona ka sady malazo no saraka amin'aina. - Mitevy ala ny any atsinanana ka alin-kely manjepy ny aty andrefana: saron-javona antoandro ny any Ankaratra ka kamokamo tomefika ny aty Andringitra. Raha mahatsiaro ny any, misento mahalana ny aty. Sakanan-tany tsy hipaka mantsy, elanin'andro tsy hihaona, fa manindria fo tsy ho aiza, rahavako, fa andro maro no hananana ahy. |
Anagrams | 46 Manina, manina, maninà, manìna, Manina, manina, maninà, manìna, Manina, manina, maninà, manìna, Manina, manina, maninà, manìna |
Updated on 2023/10/20 |