Entry manendry (tendry)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manendry ratsy olona [Rajemisa 1985]
Other spellings 

Entry manendry (tendry)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manondro ho amin' ny toerana iray, hifindra fonenana: Ny Filohan' ny Nosy no manendry azy ho lehiben' ny faritany
¶ Manondro olona ho manao izao sy izao: Manendry mosavy [Rajemisa 1985]
Morphology 
manendry
nanendry
hanendry
manendre

Entry manendry (tendry)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mihinana hanina kely: Rehefa mifady hanina ny Katolika, dia ny antoandro ihany no misakafo be, fa ny maraina sy ny hariva manendry hanina kely fotsiny [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31