Entry asa
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Tanala] Tsy fantatro, tsy mahalala aho [1.78]
 Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana: Rahoviana ianareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. / Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko. [1.1]
Explanations in English Don't know [1.2]
 I don't know [1.7]
Explanations in French Je n'en sais rien [1.8]
Examples 
1"Asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany." [2.293]
2Asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. [2.470]
Synonyms asane ~ asany
Compound words 

Entry asa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato
Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ?
Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena: Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao
Fampiasana: Asa saina [1.1]
Explanations in English Tillage, labour, work [1.2]
 Working the soil; work in general [1.7]
Explanations in French Travail [1.8, 1.13]
 Culture du sol [1.8]
 Emploi, fonction, opération, ouvrage [1.13]
Derivatives 
 
Compound words 
Articles 

Entry asa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra. [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Derivatives 
 

Entry asa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza fandranitana zava-maranitra. [1.1]
Explanations in English Sharpening [1.7]
Explanations in French Affûtage [1.8]
Derivatives 
 

Entry asa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] lalàna [1.78]

Entry asa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Taimoro] folo [1.78]
Vocabulary 

Entry Asa
Part of speech name (biblical book)
Explanations in English Asa: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
 Acts: one of the books of the Bible [2.996]
Explanations in French Actes: un des livres de la Bible [2.996]
Vocabulary 

Entry ASA
Part of speech noun (acronym) [full list]
Explanations in Malagasy Jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina [3.1]
Vocabulary 
Analogs  Acronyms

Entry ASA
Part of speech noun (acronym) [full list]
Explanations in English See American School of Antananarivo [3.1]
Vocabulary 
Analogs  Acronyms
Web http://www.asamadagascar.org

Entry ASA
Part of speech noun (acronym) [full list]
Explanations in French Voir Accueil des Sans-Abri [3.1]
Vocabulary 
Analogs  Acronyms

Entry ASA
Part of speech noun (acronym) [full list]
Explanations in French Voir Agro-Sylviculture autour d' Antananarivo [3.1]
Vocabulary 
Analogs  Acronyms
Web http://www.asamada.eu

Anagrams 

Updated on 2023/06/16