|
|
|
|

Entry1  anjara asa
Elementary words  2 anjara, 3 asa
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 asa sahanina miainga amin'ny fandaminana.
6 Anjara asan'ny alkôla: toetra simika manokana ananan'ny alkôla [1.13]
Explanations in French  7 fonction, attribution.
8 Anjara asan'ny alkôla: fonction de l'alcool [1.13]

Updated on 2025/11/17