Entry (1/2) | 1 ziva |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mpifankatia ara-belirano toy ny mpihavana akaiky mihitsy, nefa mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana |
Examples |
4 Ny manasina azy dia ny Maroserana satria mpiziva ry zareo ireo, fa maty ny mpisoron' ny Andretsoka ka izany no ilanay ziva. [2.606#228] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 7 ziva |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] kirihitr' ala |
Vocabulary |
10 Botany |
Anagrams | 11 vazy, zavy, ziva |
Updated on 2024/09/08 |