Entry mifampiziva
Part of speech active verb
Examples Izany no nahatonga azy ho tsara fihavanana tamin' ny Betsileo sy mifampiziva taminy, izany hoe manana firaisam-po sy fifampitokisana tena mafy ka aseho amin' ny sangy mahery toa manafintohina ifanaovana. [2.508]
Morphology 
Present : mifampiziva, mifampizivan', mifampizivan-, mifampizivam-
Past : nifampiziva, nifampizivan', nifampizivan-, nifampizivam-
Future : hifampiziva, hifampizivan', hifampizivan-, hifampizivam-

Updated on 2023/01/20