Entry fizivana (ziva)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba fahita amin' ny foko sasantsasany, izay mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana [1.1]
Examples Ny avy amin' ny foko nifampiziva kosa nifampitantara ny hasoan' ny fizivana. [2.643]

Anagrams 

Updated on 2023/02/07