Entry ziva
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mpifankatia ara-belirano toy ny mpihavana akaiky mihitsy, nefa mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana [1.1]
Examples Ny manasina azy dia ny Maroserana satria mpiziva ry zareo ireo, fa maty ny mpisoron' ny Andretsoka ka izany no ilanay ziva. [2.606]
Derivatives 
 

Entry ziva
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kirihitr' ala [1.1]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2021/03/05