|
|
|
|

Entry1  voromailala
Elementary words  2 vorona, 3 mahay, 4 lala
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 [voromahailala] Vorona mpihinam-boan-javamaniry ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian' ny olona. (Mahavita lalana lavitra ny Voromahailala ary afaka miverina amin' ny toerana nialany indray; avy amin' izany no nahatonga ny anarany (mahay lalana) [1.1]
7 vorona mpihinana voan-javamaniry mora tamana amina andiany hafa, tsara hena sad mahafinaritra ny mijery azy manao andiany ka ompian'ny olona [1.62]
Explanations in English  8 a dove, a pigeon [1.2]
Explanations in French  9 [voromahailala] pigeon, colombe [1.3]
10 pigeon [1.54]
Examples  11  Nefa hatao inona moa no nividianana ireo lafo, na bitro na voromailala na bolidaogy. [1.437#]
Vocabulary  12  Zoology: birds
Other spellings  13 voromahailala
Analogs  14  domohina, 15  limohy, 16  pakatova
Article  17 Randzavola: voromailala ao amin' ny Baiboly

Updated on 2026/02/04