|
|
|
|

Entry1  domohina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Karazam-boromailala dia, izay misy betsaka eto amintsika ary fahita indrindra any ambany any anindrana. Maro volo na soratra izy, ka izany no nanaovana ny anarany hoe Turtur picturatus na Tourterelle peinte (Domohina miloko). [1.10]
4 Voromailala dia [1.1]
Explanations in French  5 Tourterelle [1.3#113, 1.54, 1.13]
6 pigeon sauvage [1.13]
Examples  7  Lay hany domohina mamin' ny fony, nindaosim-papango [1.245#mg]
8  vadiny izy, hoy ny domohina mifampirokoroko amin' ny namany [2.445#]
9  Tsy ny biby rehetra akory dia natao anompana olona, misy ireo biby natao andokafana toy ny domohina [1.519#]
Vocabulary  10  Zoology: birds
Other spellings  11 demohina, dimoy, domo, domohy, domoy, limohy
Analogs  12  pakatova, 13  voromahailala
All compound words  14  2 combinations of that word
Scientific name 
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Updated on 2025/12/08