Entry (1/2) | 1 voretra |
Root | 2 retra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy mahavatra mikarakara na manadio ny tenany sy izay mikasika azy, ka maloto maharikoriko lalandava |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] dirty, untidy; clumsy 6 [1.2] inactive |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8] sale 8 [1.3] malpropre; lourd, paresseux, indolent 9 [1.8] en désordre; débraillé |
Examples |
10 Ary ny tena tsy rariny dia ny nanenjehana azy ho voretra, nefa ny toby nonenany tsy nisy afa-tsy paompy vitsivitsy. [1.369#] |
Derivatives |
|
Synonyms | 14 kalaina, kisinina, vorery, tongovorery, tsy mahava-tena, benamboka, betsinamboka, vazina, misavoritaka, mikorontana, mikondendina, mikondendy, misafotofoto, misampotina, mikoretika, misavorovoro, mikorandendina, misaritaka, misafotaka, mitavona, misomotaka, safotetaka |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word voretra |
Entry (2/2) | 16 voretra |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in French |
18 [1.196] (de mamoretra : avoir des fruits en grappes serrées). Nom donné à plusieurs arbres dont les fruits présentent cette disposition. Surtout :
|
Vocabulary |
19 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2020/07/31 |