Entry misaritaka (saritaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko
Mifaningotsingotra tsy hita lany: Misaritaka ity tady ka aoka hotapahina fa manala
Misafotofoto tsy mihogo na mirandrana (volo): Misaritaka ny volonao fa hogoy kely [1.1]
Explanations in English To be in disorder [1.7]
Explanations in French être pêle-mêle [1.8]
  [Tanala] être en désordre; être ébouriffés (cheveux) [1.6]
Examples 
1Misaritaka ny olona eo mikarakara sakafo ho an-dRagova. [2.472]
2Ny takolany no menabe ary ny volony misaritaka aza dia mbola nanome endrika azy Ihany. [2.895]
Morphology 
Present : misaritaka
Past : nisaritaka
Future : hisaritaka
Imperative : misaritaha
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20