Entry volavelona (vola, velona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karaza-metaly sarobidy, tsiranoranony fa tsy mivongana ny toetrany, ary anaovana ireo fitaovana fitsapana hafanana na fitsapana ny havesatry ny aera [1.1]
 Karazana metaly fotsy miranoka [1.13]
Explanations in English Quicksilver, mercury [1.7]
Explanations in French Mercure [1.3, 1.5, 1.8, 1.13]
International symbols  Hg [3.1]
Vocabulary 
Tables and plates Periodic Table

Updated on 2022/08/14