Entry vola madinika
Elementary words vola ; madinika
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ireo vola metaly ampahan' ny ariary, izay nantsohra taloha hoe: vakim-bola, dia ny ventisikirobo, ny iraimbilanja, ny lasiroa, ny fitoventisivoamena, ny ilavoamena ary ny varlfitoventy; ankehitriny kosa, antsoina hoe vola me dinika ireo vola metaly: ny roapolo ariary, ny ariary folo, ny ariary efatra, ny ariary roa, ny ariary, ny ventisikirobo, ny iraimbilanja [1.1]
Explanations in French Pièce de monnaie [1.13]
Synonyms vola vy

Updated on 2023/05/16