Entry (1/3) | 1 volako > vola |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy [1.1] 4 drala [1.13] |
Explanations in English |
5 money in general [1.7] |
Explanations in French |
6 argent; monnaie [1.8, 1.13] |
Vocabulary |
7 Economy: finances, management |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Article |
45 Randzavola: vola ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 46 volako > vola |
Part of speech | 47 noun |
Explanations in Malagasy |
48 Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka [1.1] |
Explanations in English |
49 silver [1.7] |
Explanations in French |
50 argent [1.8, 1.13] |
Vocabulary |
51 Chemistry |
Derivatives |
|
Synonyms | 53 volafotsy |
Analogs | 54 ag |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Tables and plates |
114 Periodic Table |
Entry (3/3) | 115 volako > vola |
Part of speech | 116 noun |
Explanations in Malagasy |
117 volana mpanazava alina [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 118 lavo, lova, valo, vola |
Entry (1/3) | 119 volako > vola |
Part of speech | 120 noun |
Explanations in Malagasy |
121 Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy [1.1] 122 drala [1.13] |
Explanations in English |
123 money in general [1.7] |
Explanations in French |
124 argent; monnaie [1.8, 1.13] |
Vocabulary |
125 Economy: finances, management |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Article |
163 Randzavola: vola ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 164 volako > vola |
Part of speech | 165 noun |
Explanations in Malagasy |
166 Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka [1.1] |
Explanations in English |
167 silver [1.7] |
Explanations in French |
168 argent [1.8, 1.13] |
Vocabulary |
169 Chemistry |
Derivatives |
|
Synonyms | 171 volafotsy |
Analogs | 172 ag |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Tables and plates |
232 Periodic Table |
Entry (3/3) | 233 volako > vola |
Part of speech | 234 noun |
Explanations in Malagasy |
235 volana mpanazava alina [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 236 lavo, lova, valo, vola |
Entry (1/3) | 237 volako > vola |
Part of speech | 238 noun |
Explanations in Malagasy |
239 Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy [1.1] 240 drala [1.13] |
Explanations in English |
241 money in general [1.7] |
Explanations in French |
242 argent; monnaie [1.8, 1.13] |
Vocabulary |
243 Economy: finances, management |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Article |
281 Randzavola: vola ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 282 volako > vola |
Part of speech | 283 noun |
Explanations in Malagasy |
284 Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka [1.1] |
Explanations in English |
285 silver [1.7] |
Explanations in French |
286 argent [1.8, 1.13] |
Vocabulary |
287 Chemistry |
Derivatives |
|
Synonyms | 289 volafotsy |
Analogs | 290 ag |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Tables and plates |
350 Periodic Table |
Entry (3/3) | 351 volako > vola |
Part of speech | 352 noun |
Explanations in Malagasy |
353 volana mpanazava alina [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 354 lavo, lova, valo, vola |
Entry (1/3) | 355 volako > volana |
Part of speech | 356 noun |
Explanations in Malagasy |
357 [vôlaña] teny [Sihanaka]
[1.78] 358 Teny atao, teny aloakan' ny vava [1.1] |
Explanations in English |
359 speaking [1.7] |
Explanations in French |
360 speech [1.3, 1.7] 361 parole [1.3, 1.8] 362 promesse, engagement [1.3] 363 action de parler [1.8] |
Vocabulary |
364 Linguistics |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 372 kabary |
Compound words |
|
Titles |
417 Hitsivolana 2018-001 : Momba ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana ho amin' ny taona 2019 (Fanjakana Malagasy) 418 Rakibolana Rakipahalalana (Akademiam-pirenena Malagasy) |
Entry (2/3) | 419 volako > volana |
Part of speech | 420 noun |
Explanations in Malagasy |
421 Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana [1.1] |
Explanations in English |
422 the moon [1.7] |
Explanations in French |
423 la lune [1.8] |
Examples |
424 Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470] 425 Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!... [2.471] |
Vocabulary |
426 Astronomy |
Analogs | 427 fenomanana |
Compound words |
|
Article |
460 Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/3) | 461 volako > volana |
Part of speech | 462 noun |
Explanations in Malagasy |
463 Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany 464 Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady, adaoro, adizaoza, asorotany, alahasaty, asombola, adimizana, alakarabo, alakaosy, adijady, adalo, alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny: zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30, jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31. [1.1] |
Explanations in English |
465 a month [1.7] |
Explanations in French |
466 le mois [1.8] 467 mois [1.13] |
Examples |
468 Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe [2.324] 469 Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo [2.470] 470 volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity [2.472] 471 Ka jereo tokoa fa ireo anaram-bolana vaovao (alahamady, adaoro, adizaoza - asorotany, alahasaty, asombola - adimizàna, alakarabo, alakaosy - adijady, adalo, alohotsy) izay nisolo ny anaram-bolana malagasy mbola voatahirin' ny Betsileo sy ny tanin-drana (asaramanitra, vatravatra, asotry - hasiha, valasira, faosa - maka, hia, sakamasay - sakave, volambita, asa-ramaimbo), ny anaran' ny andro fito amin' ny herinandro, ny sorabe (fomba fanoratra hain' ny Ombiasy teo aloha), ny fombam-panandroana sy ny fomban-tsikidy: miharihary fa avy amin' ny Talaotra avokoa. [2.296#] |
Vocabulary |
472 Time |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Tables and plates |
564 Measure of Time |
Article |
565 Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 566 alavon, avalon, lovana, nalavo, navalo, novala, valona, volana |
Entry (1/3) | 567 volako > volana |
Part of speech | 568 noun |
Explanations in Malagasy |
569 [vôlaña] teny [Sihanaka]
[1.78] 570 Teny atao, teny aloakan' ny vava [1.1] |
Explanations in English |
571 speaking [1.7] |
Explanations in French |
572 speech [1.3, 1.7] 573 parole [1.3, 1.8] 574 promesse, engagement [1.3] 575 action de parler [1.8] |
Vocabulary |
576 Linguistics |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 584 kabary |
Compound words |
|
Titles |
629 Hitsivolana 2018-001 : Momba ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana ho amin' ny taona 2019 (Fanjakana Malagasy) 630 Rakibolana Rakipahalalana (Akademiam-pirenena Malagasy) |
Entry (2/3) | 631 volako > volana |
Part of speech | 632 noun |
Explanations in Malagasy |
633 Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana [1.1] |
Explanations in English |
634 the moon [1.7] |
Explanations in French |
635 la lune [1.8] |
Examples |
636 Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470] 637 Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!... [2.471] |
Vocabulary |
638 Astronomy |
Analogs | 639 fenomanana |
Compound words |
|
Article |
672 Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/3) | 673 volako > volana |
Part of speech | 674 noun |
Explanations in Malagasy |
675 Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany 676 Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady, adaoro, adizaoza, asorotany, alahasaty, asombola, adimizana, alakarabo, alakaosy, adijady, adalo, alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny: zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30, jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31. [1.1] |
Explanations in English |
677 a month [1.7] |
Explanations in French |
678 le mois [1.8] 679 mois [1.13] |
Examples |
680 Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe [2.324] 681 Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo [2.470] 682 volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity [2.472] 683 Ka jereo tokoa fa ireo anaram-bolana vaovao (alahamady, adaoro, adizaoza - asorotany, alahasaty, asombola - adimizàna, alakarabo, alakaosy - adijady, adalo, alohotsy) izay nisolo ny anaram-bolana malagasy mbola voatahirin' ny Betsileo sy ny tanin-drana (asaramanitra, vatravatra, asotry - hasiha, valasira, faosa - maka, hia, sakamasay - sakave, volambita, asa-ramaimbo), ny anaran' ny andro fito amin' ny herinandro, ny sorabe (fomba fanoratra hain' ny Ombiasy teo aloha), ny fombam-panandroana sy ny fomban-tsikidy: miharihary fa avy amin' ny Talaotra avokoa. [2.296#] |
Vocabulary |
684 Time |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Tables and plates |
776 Measure of Time |
Article |
777 Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 778 alavon, avalon, lovana, nalavo, navalo, novala, valona, volana |
Entry (1/3) | 779 volako > volana |
Part of speech | 780 noun |
Explanations in Malagasy |
781 [vôlaña] teny [Sihanaka]
[1.78] 782 Teny atao, teny aloakan' ny vava [1.1] |
Explanations in English |
783 speaking [1.7] |
Explanations in French |
784 speech [1.3, 1.7] 785 parole [1.3, 1.8] 786 promesse, engagement [1.3] 787 action de parler [1.8] |
Vocabulary |
788 Linguistics |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 796 kabary |
Compound words |
|
Titles |
841 Hitsivolana 2018-001 : Momba ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana ho amin' ny taona 2019 (Fanjakana Malagasy) 842 Rakibolana Rakipahalalana (Akademiam-pirenena Malagasy) |
Entry (2/3) | 843 volako > volana |
Part of speech | 844 noun |
Explanations in Malagasy |
845 Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana [1.1] |
Explanations in English |
846 the moon [1.7] |
Explanations in French |
847 la lune [1.8] |
Examples |
848 Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470] 849 Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!... [2.471] |
Vocabulary |
850 Astronomy |
Analogs | 851 fenomanana |
Compound words |
|
Article |
884 Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/3) | 885 volako > volana |
Part of speech | 886 noun |
Explanations in Malagasy |
887 Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany 888 Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady, adaoro, adizaoza, asorotany, alahasaty, asombola, adimizana, alakarabo, alakaosy, adijady, adalo, alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny: zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30, jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31. [1.1] |
Explanations in English |
889 a month [1.7] |
Explanations in French |
890 le mois [1.8] 891 mois [1.13] |
Examples |
892 Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe [2.324] 893 Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo [2.470] 894 volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity [2.472] 895 Ka jereo tokoa fa ireo anaram-bolana vaovao (alahamady, adaoro, adizaoza - asorotany, alahasaty, asombola - adimizàna, alakarabo, alakaosy - adijady, adalo, alohotsy) izay nisolo ny anaram-bolana malagasy mbola voatahirin' ny Betsileo sy ny tanin-drana (asaramanitra, vatravatra, asotry - hasiha, valasira, faosa - maka, hia, sakamasay - sakave, volambita, asa-ramaimbo), ny anaran' ny andro fito amin' ny herinandro, ny sorabe (fomba fanoratra hain' ny Ombiasy teo aloha), ny fombam-panandroana sy ny fomban-tsikidy: miharihary fa avy amin' ny Talaotra avokoa. [2.296#] |
Vocabulary |
896 Time |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Tables and plates |
988 Measure of Time |
Article |
989 Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 990 alavon, avalon, lovana, nalavo, navalo, novala, valona, volana |