Entry voamaso (voa, maso)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilay faritra boribory mainty ao anatin' ny tapotsi-maso: Ilay teboka ao anatin' ny voamaso no atao hoe: anakandriamaso [Rajemisa 1985]
Explanations in English the eyeball [Hallanger 1973]
Explanations in French l'oeil même [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Examples Tamin' ireny fotoana ireny, dia nisy voamaso anankiroa nitazana sy nanara-maso an-dRasoa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 88]
Quotes 

Entry voamaso
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsileo] (« fruit de l'oeil » ; prunelle). Salacia dentata Baker (Celastraceae). Arbuste lianoïde à fruits comestibles. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Salacia dentata

Updated on 2020/07/31