Entry fivoadiana (voady)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana voady: Tsy fanao, hono, ny fivoadiana amin-kanina
Fianianana, fanomezan-toky, fikasana mafy: Hatramin' ny saika nahafaty azy tamin' ny toaka, dia nanao fivoadiana izy fa tsy hikasika zava-pisotro mahamamo intsony [1.1]

Updated on 2023/01/05