Entry orimbato (orina, vato)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] vato atsangana ho fahatsiarovana
¶ vatolahy [Rakotosaona 1975]
 Vato naorina ho toy ny fanamarinana ny fahavitan-javatra iray inhibe toy ny fifanekena, fifampivarotana...; izay mivadikany fanekena aty aoriana dia antsoina hoe "nitsoaka orimbato"
¶ Vola nomena ny fokonolona ka napetraka tao amin' ny tahirim-bolan' ny fokonolona raha nisy raharaha lehibe natao teo anoloan' ny fokonolona, toy ny fananganan-jaza, fanarian-jaza, sns..., ka io vola io no heverina ho fanamarinana ny nahavitan' ny raharaha, izay nolazaina fa "vita orimbato" [Rajemisa 1985]
Explanations in English [ orim-bato ] a mark, a token, an obelisk, a memorial of any settlement or agreement, proof, a stone of witness; lit. stone setting up. [Richardson 1885]
Explanations in French [ orim-bato ] pierre qu'on érige pour rappeler un évènement, et surtout pour confirmer une concession, une convention, une délimitation de terrain
¶ argent qu'on donne aux témoins pour confirmer un contrat [Abinal 1888]
Compound words, titles, names 
Examples Andriananiboninolona nahazo orimbato roa tamy ny Ralambo: [Callet: Tantara, page 144]
Quotes 

Updated on 2020/07/31