Entry veravera
Part of speech noun
Malagasy definition Fanatsikerakerana sy fanasaratsarahana ny vohavoha na landy hofolesina
¶ Fivaroradrorahan' ny akanjo anaovana ka mampiseho vatana
¶ Toetran' ny olona mivozavoza, mitahontahona. [Rajemisa 1985]
Derivations 

2009/02/23