Entry fiveravera (veravera)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny zavatra miveravera, izany hoe voatsikerakera, voavohavoha; toetran' ny olona miveravera, izany hoe mitavozavoza, tsy kinga [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23