Entry fiveraverana (veravera)
Part of speech noun
Malagasy definition Fivaroradrorahana, fitavozavozàna, fitahontahònana: Oadray itỳ fiveraveran' i Bozy! zavatra maivan-kely iny dia naveiany hianjera [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23