Entry ventiny
Part of speech noun venty and pronoun
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra vongany fa tsy ranony [1.1]
Explanations in French En chimie végétale = la substance ; la partie solide par rapport au liquide ; le précipité [1.196]
Examples 
1hoy izy, tsy rony tsy ventiny izao. [2.4]
2Hasian-teny kely avy angaha, satria tsy dia misy ventiny misongadina. [2.298]
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/10/24