Entry venty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fototry ny isa
Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato
Fotopototra: Holazaiko anao ny ventin' ny lahateny nataony fa henoy tsara àry
Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely aza
Fitarihana hira [1.1]
 Habe fototra ampiasaina amin'ny fandrefesana [1.13]
Explanations in English Substance; a unit [1.7]
Explanations in French Substance [1.8]
 Unité [1.13]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry venty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaram-bola malagasy ampahenin' ny ariary ny sandany na iraimbilanja; latsaka voamena: 0,80Fr ary miditra amin' ireto anarambola manaraka ireto: lasiventy (ilavoamena sy venty: 0Fr90); ventisikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs) [1.1]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/05/16