Entry vavaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitsaohana sy fangatahana atao amin' Andriamanitra: Olona tia vavaka marina raha iny vehivavy iny [1.1]
Explanations in English Prayer [1.7]
Explanations in French Le culte rendu à Dieu, la prière, l'adoration [1.3]
 Prière; voeu, bénédiction [1.8]
Examples 
1Narahany vavaka ny fandevenana ireny [2.245]
2Tena zava-dehibe indrindra ny vavaka [2.285]
3Vavaka adino ka toa tsy asiany dikany [2.720]
4Tera-mena satria ny vavaka efa ela no tsy haiko [2.4]
Derivatives 
Compound words 
Titles Vavaka ao am-po
Articles 

Updated on 2022/09/03