Entry mivavaka (vavaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitsaoka sy mangataka amin' Andriamanitra: Tsy azo itokiana ny olona tsy mivavaka [Rajemisa 1985]
English definition to pray, to worship [Hallanger 1973]
French definition prier, aller à la messe ou au culte [Hallanger 1974]
Morphology 
mivavaka
nivavaka
hivavaka
mivavaha
Examples 
1mivavaka amin' ny fitenin-drazany sy ny fomba mahazatra azy [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 160]
2Raha mivavaka, dia Ampandrana no voalohany, dia i Merimanjaka [Callet: Tantara, page 144]
Quotes 

2012/09/25