Entry vato tsipazana
Elementary words vato ; tsipazana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra [1.1]
Synonyms vato filokana ~ vato torahana

Updated on 2023/01/01