Entry tsipazana (tsipy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Omena zavatra izay atoraka: Notsipazako fotsimbary ny akoho kely ka nifandrombaka izaitsizy [1.1]
Examples Hahazo ny anjarany izay zazabodo an' ny hafa mitanintanina fa ny alika aza, hono, tsipazana sao ananan-tsiny, mainka fa ny olona. [2.470]
Morphology 
Present : tsipazana, tsipazako, tsipazanao, tsipazany, tsipazantsika, tsipazanay, tsipazanareo, tsipazan', tsipazan-, tsipazam-, tsipaza-
Past : notsipazana, notsipazako, notsipazanao, notsipazany, notsipazantsika, notsipazanay, notsipazanareo, notsipazan', notsipazan-, notsipazam-, notsipaza-
Future : hotsipazana, hotsipazako, hotsipazanao, hotsipazany, hotsipazantsika, hotsipazanay, hotsipazanareo, hotsipazan', hotsipazan-, hotsipazam-, hotsipaza-
Imperative : tsipazo
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20