Entry vato torahana
Elementary words vato ; torahana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra [1.1]
Synonyms vato filokana ~ vato tsipazana

Updated on 2023/01/01