Entry | vary misy ro ka haronina | |
Elementary words | vary ; misy ; ro ; ka ; haronina | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona manaonao foana, tsy mahalala fomba toy ny ankizy izay mangaron-tanana ny vary misy rony [1.1] | |
Updated on 2023/08/11 |