Entry haronina (harona)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny hanina tsabahina amin' ny tanana: Aza haronina itỳ vary fa sady maloto izany no tsy fahalalam-pomba [1.1]
Explanations in English To be felt by the hand, to be groped for, to be taken by the hand from a plate. [1.2]
Explanations in French Qu’on fouille, dans quoi on plonge la main [1.3]
Examples Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina." [2.69]
Morphology 
Present : haronina, haroniko, haroninao, haroniny, haronintsika, haroninay, haroninareo, haronin', haronin-, haronim-, haroni-
Past : noharonina, noharoniko, noharoninao, noharoniny, noharonintsika, noharoninay, noharoninareo, noharonin', noharonin-, noharonim-, noharoni-
Future : hoharonina, hoharoniko, hoharoninao, hoharoniny, hoharonintsika, hoharoninay, hoharoninareo, hoharonin', hoharonin-, hoharonim-, hoharoni-
Imperative : harony
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2024/02/19