Entry misy (isy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Teny enti-milaza ny fijoroan' ny maha-izy ny zavatra iray: Misy Andriamanitra ~ Misy ny tody
¶ Teny ilazana ny maha-eo ny olona na zavatra iray na maro: Misy (olona) mitady anao ao an-tokotany
¶ Ary, teraka, velona: Tsy mbola nisy akory ianao tamin' izany fa aza miteny
¶ Tonga: Misia telo lahy hanampy ahy rahampitso
Mitovy hevitra: baibo ~ fondrana ~ kaondrana ~ nahafahana ~ ondranondranana ~ tangoarara [Rajemisa 1985]
English definition there is, there are [Hallanger 1973]
French definition il y a, il y en a [Hallanger 1974]
Morphology 
misy
nisy
hisy
misia
Compound words, titles, names 
Examples 
1Lazao raha misy mahalala e! [Andraina: Mitaraina, page 120]
2Tsy misy fiarakodia, ary ny lalana tsy misy rahateo. [Andriamalala: Ranomasina, page 29]
3Misy mangalatra ny volintsika, hoy izy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 59]
Quotes 

2014/09/09